Dikan'ny teny : rainazy

Hampiditra dikany hafa
p.t.: Enti-milaza olona morainy, manaraka ambokony izay lazaina azy, ka izay asaina ataony, ataony, ary izay angatahina aminy, omeny. • F.-p.: Manao rainazy: manan-toetra morainy loatra, olom-be, tsy mihevitra loatra ny tena adidy, mandefitra na mampihafy ny tokony hatao. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1953