Dikan'ny teny : ilo

Hampiditra dikany hafa
na Ilo-menaka a: Ilay menaka mitete mangirana sady mitsoriaka iny rehefa mandrasa omby matavy. • tao.: Haja amam-boninahitra izay tokony hotandrovina mandrakariva. - F.-p.: Mandraraka ilo mby an-doha: manary na mampietry ny voninahitry ny tena. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1601