Litera a
Araikiraiky: (raikiraiky) mi; at. (araikiraikeo): Adaladalaina: Naraikiraikiny ny zana-dRakoto ka lasa nanaraka azy…tohiny
Araikitra: (raikitra) mt. at. (araiketo): Apetaka mba tsy hiala, tsy hihetsiketsika: A-raiketo amin'ny rindrina…tohiny
Araingitra: (raingitra) mt. at. (araingeto): Asaina entina.
tohiny
Araka: ft.: milaza fiarahana, firaisan-kevitra, firindrana amin'izay atao, fitakiana zavatra sy fanaraha-maso,…tohiny
Araka: ppk.: Enti-milaza fifanarahana, fifandraikana amin-javatra iray, fitovitoviana: Vonona hanao araka ny…tohiny
Arakarâka: (rakaraka) mt. at. (arakarakao): Ahaha ka atao toa misaritaka: Aza arakaraka toy izao ny volonao.
tohiny
Arakaraka: ppk.: Mifanentana amin'ny: Tokony hatao arakaraka ny fidiran'ny vola ny fandaniana azy. a Arakaraka…tohiny
Arakorako: (rakorako) mt. at. (arakorakoY ): 07010) Mao mirakorako, tsy hogoina na bangoina na randranina.
tohiny
Arakotra: (rakotra) mt. fit (arakofy): Entina mandrakotra: Bodofotsy roa arakotra azy fa manavy mihararetra izy.…tohiny
Arambo: (rambo) mt. at. (aramboy): Izay atao tovana mirefarefa na somotraviaviny: Inona no harambo ity akanjolava…tohiny
Arampandrotra: a Zavamaniry ampiasaina ho fanalefahana sy fampitoniana ny maharary. (Cynodon dactylon).
tohiny
Arana: ft,: milaza fanaovana izay tiana, i t. i f : Aranina, aranana, voarana ) manarana, fanarana, mpanarana…tohiny
Aranana: na Aranina (arana) mt ih. (arano): Enti-milaza olona avala ho afa-po na afadiana amin'izay tiany, avala…tohiny
Arandrana: (randrana) mt, fit. (arandrano): Entina mandrandrana na manamboatra ny volo toy ny vita rary.
tohiny
Aranga: (ranga) mt, at. (arangao): Aingaina, ampakarina ambony (tanana, sofina, maso, fiadiana....): Basy atifikavana…tohiny
Arangoaika: (Tan) a: Karazankazo madinidinika famonoana bibikely, toy ny parasy, moka, sns...(Mundulea grandidieri).…tohiny