Litera a
Apotsiatra: (potsiatra) mt. at. (apotsiaro): Avoaka atao mifantsitstra:Nitso-drano anay i Dadabe ka toy izao no…tohiny
Apotsitra: (potsitra) mt. fit. (apotsiro): Entina mamotsitra, mamaky (na vay izanY, ohatra, na zavatra afenina).…tohiny
Arabo: (fr. Arabe) a,: Ny firenena monina amin'ny tanin' i Arabia (Arabia Saodita, Yemenina, Omanina, Koeity,…tohiny
Arado: (rado) mt. fit. (aradoy): Enti-milaza ny rado entina mampihaingo, ampanaovina ny olona: Ilay vakana…tohiny
Aradraradraina: (radraradra) mt, at. (aradraradrao): Antsointsoina, lelalelaina: Aradraradraina hatraiza hatraiza ankehitriny…tohiny
Arafandrafana: (rafandrafana) mt. at. (arafandrafano): Taitairina, atao mivadi-po.
tohiny
Arahaba: a.: Fomba anehoana ny fanajana olona raha vao mifankahita aminy voalohany: Raha vao vita ny arahaba…tohiny
Arahabaina: (arahaba) mt. ih. arahabao): Tolorana arahaba: Arahabao ny olon-dehibe fantatrareo, rankizy. ~ Deraina:…tohiny