Litera a
Ankazondrary: na Ankazo a.: Teny enti-milaza ny familian-dalana ny fizotran'ny rary mbs. ho haingony na ho soranY.…tohiny
Ankehitriny: p.mt.: Enti-milaza izao vanim-potoana ivelomana izao: Betsaka ankehitriny ny tanora izay tsy miraharaha…tohiny
Ankifidy: a.: Kilalaon'ny Ntaolo ara-tsaina nitsapana ny fahaiza-maminany sy mitsara zavatra amin'ny alalan'ny…tohiny
Ankihi-karana: p.mt.: Antsefatsefaky ny haram-bato.
tohiny
Ankina: a.: Fitehenana amin-javatra mba hahafahana mijoro tsara: Tsy mahay mijoro tsara ny olona efa antitra…tohiny
Ankinina: (ankina), mt, ih. (ankino): Atao miankina amin' ny..., ka amin'ny hevitra an' ohatra indrindra no ampiasana…tohiny
Ankizy: a.: Teny ilazana ny zaza na ny olombelona mbola kely ankapobeny: Indraindray saro-pantarina ny ho auin'ny…tohiny
Ankoatra: ppk. na p. mt.: Enti-milaza toerana any ambadika: Any ankoatra ny tendrombohitra (ppk.). E-fa lasa any…tohiny
Ankobanandro: a.: Ny andro anelanelan'ny alahady roa amin'ny herinandro; ny andro amin'ny herinandro ivelan' ny alahady…tohiny
Ankody: a.: Fomban-kilalao ilokana vola ka toy izao no fandehany: raha maty ilay milalao, dia very daholo ny…tohiny
Ankohonana: a.: Fitambaran' ny olona rehetra izay iadidiana ao anatin'ny tokantrano: vady aman-janaka, ray amandreny…tohiny
Ankohonohono: (t.tr.) a.: Resadresaka miely ankinina amin'ny honohono, sahoa.
tohiny