Litera a
Anjananjana: a.: Hazo lehibe mahatratra 12-15 m ny haavony ary 0,30-0,50 m ny savaivony; fanaovan-trano no-ho izy…tohiny
Anjara: a.: Ampahany amin'ny zavatra anankiray nozarazaraina ho an'olona marc,: Tsy hamidiko na oviana na oviaangorodao…tohiny
Anjavidy: a.: Karazan-javamaniry salasalany maniry betsaka eny an-tampon-tanety tsy vonton'ny erika ary fanao…tohiny
Anjelisy: a. (lat. angelus) (Fit,. Kat.): Fivavahana fiarahabana an'i Masina Maria intelo isan'andro — maraina,…tohiny
Anjely: a. (Fiu. Kat.): Zavaboary fanahy fotsiny izay nataon'Andriamanitra ho mpanome voninahitra azy ary ho…tohiny
Anjerimanontolo: a.: Toeram-pianarana ambaratonga ambony, Teny vao noforonina ilazana koa ny Oniversite.
tohiny
Anjoana: ft.: Niavian'ny hoe Anjoanina: omena voninahitra aman-jo sahaza azy: Tonga eto ny ray aman-dreny tokony…tohiny
Anjoanjo: a.: Zavatra tsy maintsy natao ao amin'ny fanekena; fepetra fehivava: Anjoanjon-teny: fepetra tsy maintsy…tohiny
Anjoanjo: a.: Fanaovan-javatra tsy am-piheverana, kitoatoa: Tana manao anjoanjo koa izay olona nametmka it? tavoahangy…tohiny
Anjolofo: a.: Fisisihana tsy misy fiheverana fa amin-kery fotsiny izao; fanaovana zavatra am-boletra tsy nijerena…tohiny
Anjomara: a.: Zavamaneno iray karazana amin'ny anjombona saingy lava be ny tahony (misy mahatratra roa metatra…tohiny
Anjombona: a.: Zavamaneno tsofina vita amin'ny tandrok' omby na tandrok'omby nampiana volotsangana; ampiasaina…tohiny
Anjona: na Anjonanjona a.: A-vonavona tsy mijery ny olona noho ny fiheverana ny te-na ho ambony.
tohiny
Ankabeazany: na Ankabiazany a.: Ny maro, ny betsaka: Tsy mahalala izany uaouao izany ny ankabeazany aminay. ¶ M.h.:…tohiny
Ankabetsahany: (Ny) a.: (jer. Ny ankabeazany).
tohiny