Litera a
Anindambo: (fit-p.) a.: Karazan-drivotra miendrika tadio kely manao faribolana tokony ho efatra metatra ny savaivony,…tohiny
Aninona: (inona) p.mt.: Entimanontany anaran-tanàna: Aninona re, Andriamatoa, iry tanàna atsimo ir,) ?
tohiny
Anintafara: (fit-p.) a: Rivotra mitsoka any am oron-tsiraka amin'ny ririnina, avy atsimo mianavaratra na avy atsimo…tohiny
Anio: p.mt.: Enti-milaza ny fotoana tsy mbola nodiavina amin'ny andro itenenana: Hitsangantsangana any antsaha…tohiny
Aniritra: na Anirotrap.t.: Entimilaza fasana atao vonjimaika hametrahana faty ambarapampiditra azy ao amin'ny…tohiny
aniversera: fitsingerenan'ny andro nahaterahanatohiny
Anivo: ppk.: Afovoa: Olona eo aniuon'ny fandrosoana tahaka azy ve ka tsy hahalala izany? * F.-p.: any anivo:…tohiny
Anivona: a.: Karazan-kazo fanao terilatsy amin'ny rindrin'ny trano hazo. * Ohab.: Ny avonavona toy ny entan'anivona:…tohiny
Anjady: a. ft.: Enti-milaza aram-po, fanaovana ny sitrapo, ny danin'ny kibo. i Li. f.: mianjady, mpianjady,…tohiny
Anjafy: a.: Fizaran-tany iray amin'ny Vakinisahasarotra, ao atsinanan'Anativolo, izay heverin'ny maro ho nahazoana…tohiny
Anjaika: a.: Fahavoriana lehibe manetriketrika iraratana amin'ny haingo; lanonana. i Li. f.: mianjaika, fianjaika,…tohiny
Anjaingy: a.: Honkona atao amin'ny loha tehina. 1 Zavatra atao lohany amin'ny kilalao. • Ny antsetran'ny lefona.…tohiny
Anjaka: a.: Fonjan-javatra lava-lava: Anja-bamhina. 1 Anarana enti-milaza hoditra lavalava atao fehin-kibo na…tohiny
Anjakanjaka: a.: Fampiasan-kery na tanjaka: Manao artiakanjaka: Manao an'aina sy andrezatra fotsiny.
tohiny
Anjananjana: a.: Zavamaniry fantatra indrindra amin'ny anarany vazaha hoe quatre épingles, ampiasaina ho fisakanana…tohiny