Litera a
Angoro: na Ankonjo (Tan) a,: Teny ilazana ny fihary ao amin'ny organa maha-lehilahy na maha-lahy, izay tapahina…tohiny
Angorodao: na Ankorodao a.: Zavamaneno iray tarika amin'ny harmonia, izany hoe tendrena, ka ny rivotra mivoaka…tohiny
Angorodaovava: a.: Zavamaneno kely misy kilavadavaka maro, izay tsofina amin'ireo kilavadavaka ireo ka mamoaka feo…tohiny
Angoronan-damba: a.: Enti-milaza olona mampiahiahy fatratra fa efa fantatra ho mpangalatra ka raha vao mandalo dia tsy…tohiny
Angoty: na matetika kokoa Angotingoty a.: Hantahanta atao amin'ny olona mba hitiavany ny tena, fihetsika.éntina…tohiny
Angovy: a.: Fanaovana na fampanaovana zavatra mafy sy an-tery, izany hoe amin-kery fotsiny izao: Manao angovy.…tohiny
Aniana: a. Tt.: Filazana am-pahibemaso fa tsY hiova amin' ny teny natao, na koa mari-na izay lazaina. - t.i.f.:…tohiny
Aniany: a. ft.: Enti-milaza ny fihalehibeazana noho ny fibontsinana na ny fivontosana. - t.i.f.: Anianiany I…tohiny
Anie: p.mt.: Entina: milaza firariana, ka amin'izay miaraka amin'ny matoanteny milaza ny ho avy mandrakariva…tohiny
Anihina: (anika), mt. ih. (aniho): Iakarana: Tendrombohitra telo no anihina vao tonga any aminay.
tohiny
Anika: ft.: Enti-milaza fiakarana, fanaovana izay hahatafakarana amin'ny toerana avo, eny ambony hazo... it…tohiny
Anikeheo: p.mt.: Mpamaritra matoanteny enti-milaza fotoana vao haingana ao anatin'ny andro iresahana ihany: Tonga…tohiny
Anilany: na Ankilany a.: Ny anankiray amin'ny zavatra na olona roa tonta (mifamaly amin'ny andaniny: Ny anilany,…tohiny
Anina: ft: Enti-milaza fiatoana, fijanonana fa afa-po; fitsaharana tsy mandroso intsony. i t.i.f.: tafanina…tohiny
Anina: a.: Rivotra mitsoka amin'ny faritra amoron-dranomasina. - F.-p.: anim-balaka: anina avy atsimo; / anim-baratra:…tohiny
Aninangatra: (fit.-p) a.: Jer. A-nindambo.
tohiny
Aninaraina: p.mt.: Anikeheo maraina.
tohiny