Litera a
Andrefana: a.: Ny lafin'ny vodilanitra ilentehan'ny masoandro (mifanohitra aminy: atsinanana). / Avaratra andre…tohiny
Andriamanamora: a.: Zavamaniry anaovana fisotro manamora fiterahana (Calantica sP•).
tohiny
Andriamanitra: a.: Anarana niantsoan'ny Ntaolo ireo hery miafina ambonin'ny zavaboary ka nahatonga ny fiteny hoe Andriamanidahy…tohiny
Andriamanjaka: na Andriambe a.: Teny enti-milaza ny mpanjaka, lahy na vavy.
tohiny
Andriamatoa: a.: Anaram-panajana iantsoana ny lahimatoa ao amin'ny ankohonana: Andeha antsoy kely hankat? Andriamatoa,…tohiny
Andriambaventy: a.: Manamboninahitra lehibe fahiny niadidy ny raharaham-pitsarana. (Tamin'ny andro nanjakan-dRadama,…tohiny
Andriambavilanitra: a.: Teny fanajana ilazana ny vehivavy, fampiasa indrindra eo amin' ny kabary.
tohiny
Andriambavirano: a.: Anarankafa iantsoana ny zazavavindrano fier. it?).
tohiny
Andriambavy: a.: Teny fanajana fanao eo alohan'ny anaran'ny andriana vehivavy na iantsoana azy raha miresaka aminy:…tohiny
Andriambolafotsy: a.: Zavamaniry fanaovana savony fana-sana volo (Croton baldaufii). Fanao ody rohana sy gaotra ny raviny…tohiny
Andriambololonkazo: a.: Zavamaniry ampiasaina hamparisidrisika ny vavony ny laingony sy ny tsimony (Ficus soroceuides).…tohiny
Andriamborivory: a.: Mpaniaka mandidy tokana, izany hoe mandidy araka ny sitrapony ¶ M.h.: mpanao jadona, mpanao teny…tohiny
Andriamby: a.: Tenan-javatra fahita any anatin'ny tany, manana hery manokana hanintona ny vy sy ny metaly sasantsasany.…tohiny
Andriamparany: a.: Teny fanajana ilazana ny zanakalahy farany, ny faralahy.
tohiny
Andriana: a.: Ny lohany amin' ny foko iray ara-pirazanana, izay nanana tombon-tsoa manokana fahizay, fa indrindra…tohiny
Andriana: (andry), mt. p. toejau. (andrio): Ilazana ny tany na kidoro itsorana, ivalamparana, na trano andaniana…tohiny
Andrianahambana: a.: Teny ilazana, eo amin'ny fanambarana ampahibemaso, ny mpanjaka handimby ny mpanjaka vao niamboho;…tohiny