Litera a
Andraikitra: a.: Zavatra tsy maintsy atao ho fiadidiana olona na zavatra ka ny tena no tompon'antoka aminy: Andraihitry…tohiny
Andrakomora: a.: Zavamaniry famonoana bibikely toy ny parasy, moka, sns... (Cadia pedicellata).
tohiny
Andramana: (andrana), mt, ih. (andramo): Tsapaina kely mialoha: Vao nandramana ilay angady dia tapaka. 1 Fantarina…tohiny
Andrana: a.: Fampiasana zavatra mialoha mba hitsapana ny toetrany na ny fandehany: Nampandehanina ilay fiarakodia…tohiny
Andranandrana: (andrana) ft.: Enti-milaza nard onanjonana. é t.i.f.: andranandranina, voandranandrana, tafandranandrana…tohiny
Andranandranina: (andranandrana), mt. ih. (andranandrano): lanjonanjonana.
tohiny
Andrandra: ft.: Fijerena ambony mampitraka ny loha mba hitazanana ny avo, fikasana sy faniriana hanatratra na ho…tohiny
Andrandraina: (andrandra), mt ih.(andrandrao): Atraka ambony: Andrandrao ny lohanao. ~ Takarina amin'ny maso: Andrandrao…tohiny
Andranobe: a.: (ao an-trano be): Ny vehivavy lehibe indrindra ao amin'ny fianakaviana; ramatoabe; matetika koa…tohiny
Andranonampinga: (t.tr.) a.: Ny ankohonana, ireo antokon'olona entina, miankina amin'ny tena.
tohiny
Andrarezina: a.: Hazo zokiny indrindra ao an'ala. Lavo ny andrarezina: maty ny olona malaza sY ambony anankiray,…tohiny
Andrasana: (andry), mt. ih. (andraso): Tsy ilaozana: Andraso eto aho ambara-piveriko na amin'ny firy na amin' ny…tohiny
Andravana: a.: Hira, zavamaneno sy dihy atao rehefa misy koranam-piravoravoana ao amin'ny fianakaviana; amin' ny…tohiny