Litera a
Ampanondro: a.: Anarana ilazana ny tadim-baliha ka ilay anaovana ny feo saikiny indrindra no lazaina amin'izany,…tohiny
Ampanonona: na Fampanonona a.: Karazan'ankamantatra saingy ny filazana ilay zavatra hovinanina no amin' ny teny…tohiny
Amparapaingo: a.: Jer. Para-Pafngo,
tohiny
Amparasily: (fer. parasilY).
tohiny
Amparikivina: (harikiUy), mt. cit.: Atao tonga marikivy.
tohiny
Amparimbona: a.: Fiarahan' olona maro manao asa na raharaha iray: Nana() amparimbona izahay rehetra tao antrano vao…tohiny
Amparina: (ampatra), mt. ih. (amparo): Atsotra, atao mivalandotra, velarina: Amparo ao an'efitra atsimo ao aloha…tohiny
Amparitra: a.: Raharaha na asa voafaritra mialoha: Amparitra no hanaovantsika it? raharahan'olona it? ry zalahy…tohiny
Ampatra: ft.: Enti-milaza olona mandry mitsotra tsy mihetsika, na olona manararaotra fahefana na tanjaka ka manao…tohiny
Ampehezana: a.: Amboara: Ampehezam-boninkazo.
tohiny
Ampela: a.: Zavatra boribory toy ny lelavola na ny felana mivohon-tsotro ny tavany 1-lany, ary misy loaka eo…tohiny
Ampelamamoly: Jer. Dimbana.
tohiny
Ampelandohalika: a.: Taolana somary boribory, afaka mihetsiketsika eo an-toerana, eo amin'ny faritra anoloana amin'ny…tohiny