Litera a
Ampahadimy: a.: Ampahany amin'ny zavatra nozaraina dimy: Omeo azy ny telo ampahadimin'io mofomamy io.
tohiny
Ampahafito: a.: Ampahany amin'ny zavatra iray nozaraina fito: Enina ny roa ampahafiton'ny iraika amby roapolo. tohiny
Ampahafolo: a,: Ampahany amin'ny zavatra iray nozaraina folo: Enina ampahafolon' ny atody nakotriko no foy.
tohiny
Ampahany: a.: Tapany, ilany: Misy ampahany amin'it>, lalana it? mbola tsy vita tsaamborifotsy ra. 1 Sasany: Nisy…tohiny
Ampahany: a.: Fizarazarana mitovy ny venty na vongana iray ka ny filaza azy amin'ny kajy dia amin'ny alalan'ny…tohiny
Ampahasivy: a.: Ampahany iray amin'ny zavatra nozaraina sivy.
tohiny
Ampahatelo: a.: Ny ampahan' ny zavatra iray izay nozaraina tain mitovy.
tohiny
Ampahavalo: a.: Ampahany iray amin'ny zavatra zaraina valo. so; / mamoaka ampahibemaso: milaza mba ho fantatry ny…tohiny
Ampahefatra: a.: Ampahany iray amin'ny zavatra nozaraina efatra: Ny ampahefatry ny roapolo dia dimy.
tohiny
Ampahenina: a.: Ny ampahany amin'ny zavatra iray nozaraina enina: Mitovy ihany ny antsasany sy ny telo am-paheniny.…tohiny
Ampahibemaso: pin t.: Ankarihary, anoloan'ny olona rehetra ary tsy afinafenina: Tsy niafinafina akory izy nanao izany…tohiny
Ampahimandry: (Tsm) a.: Longoa, hady na lavaka tsatohana volotsangana na hazo maranitra mba hamandrihana lambo.
tohiny
Ampaingoina: (paingo) mt, ih. (ampaingoy): Enti-milaza ny olona asiana gadra ny tongany, na ny vorona asiana fatotra…tohiny
Ampaka: a.: Loka kanety ataon'ny ankizy: izay mahafaty dia maka ny kanetin'ny resy: Ampaka roa, / ampaka telo:…tohiny
Ampalibe: a.: Hazo Inhibe tsy fahita afa-tsy amin'ny tany mafana, be tavolo ny voany ary anisan'ny lehibe indrindra…tohiny