Litera a
Ambenana: (ambina), mt. ih. (ambeno): Andrasana, arovana: Ambenan'olona roa lahy isan'alina ny tanànanay. 1 Tandremana,…tohiny
Ambentinteny: a.: Fotopototry ny teny lazaina ka averimberina matetika: Ny fandriampahalemana no ambentin-tenin'ilay…tohiny
Amberivatrindolo: a.: Karazankazo madinika, izay noheverin'ny Ntaolo ho maharo ny ankizy tsy ho voan'ny tehadolo.
tohiny
Amberivatry: a.: Zavamaniry mitarel,in-kazo madinidinika; tahatahaka ny rongony ny haben'ny tahony sy ny haavony,…tohiny
Ambezo: a.: Fangatahana mafy toa mitaraina mihitsy ary tsy miala raha tsy mahazo. - t.i.f.: ambezoina / miambezo,…tohiny
Ambiana: (amby) p, t.: Mihoatxâ ny: Manana tsaramaso fito zinga ambiana izahay raha hiuidy ianareo.
tohiny
Ambiaty: a.: Karazan-kazo tsy dia lehibe loatra, izay nataon'ny Ntaolo famantarantaona. - F.-p.: Vary vaky ambiaty:…tohiny
Ambihotse: (Ski), a.: Hazo fisakanana ny matoatoa tsy hiditra ny trano araka ny finoan'ny Sakalava.
tohiny
Ambilazo: (Btl), a.: Hazo mafy marotsaka atao fampandosirana ny bibikely toy ny moka ny setrony rehefa dorana…tohiny
Ambilombazana: p.t.: Enti-milaza zavatra hanina faran'izay kely na sombiny bitika kely.
tohiny
Ambim-bava: a.: Zavatra tsy lany ka tehirizina; tahiry: Mba omeo ny mahantra ny ambim-bauanao.
tohiny
Ambina: ft.: Zara tsara, vintana tsara. t.i.f.: ambinina / manambina, fanambina, mpanambina / anambinana, fanambinana.…tohiny
Ambina: a.: Asa atao mba hiarovana - amin'ny fiandrasana azy - zavatra na biby na olona, sao simba na sendra…tohiny