Litera a
Ambaraka: ny ppt. feh.: Efa..., kanefa mbola. Teny entimanamafy fotsiny ny hevitry ny teny hoe efa izay matetika…tohiny
Ambaramain: a a.: Teny entimilaza zavatra maina tsy hita antony: vody volotsangana maina ifotony, hoditr'omby maina…tohiny
Ambaramamo: a.: Fodiana mamo, entina hilazana na hanaovana zavatra tsy sahy lazaina na atao raha tsy amin' ny toetra…tohiny
Ambarambana: a.: Hazo boribory atao tsikalankalana ao ambanin'ny vato lehibe tari-bina.
tohiny
Ambarasaha: a.: Zavamaniry ahazoana loko vony fitentenana.
tohiny
Ambaratonga: a.: Zanatohatra, fizarazarana miantoantoana toy ny zanatohatra: Misy ambamtonga dimy amby dimampolo…tohiny
Ambaratonga: zanatohatra: Misy andalana siuy ny gradin'ny miaramila. ~ Karazana: Maro andalana nY fm kampanahy, tohiny
Ambarivatrindolo: a.: Zavamaniry fanao ody hatina ny voany (Crotalaria fuloa na ratura).
tohiny
Ambasadaoro: a.: Solontenampirenena mipetraka any amin'ny firenen-kafa ka manao izay hahatsara ny fifandraisan'ny…tohiny
Ambatokelivava: p.t.: Enti-milaza zavatra (teny na hafatra) voatana mafy. ? a.: Fasana.
tohiny
Ambatonikaky: a.: Teny tsy fampiasa afa-tsy amin'it fombam-pitenenana it? hoe: Manao ambatonikaky: mihenahena amin'ny…tohiny
Ambatra: na Ambatrambatra o: Fiakanakanana raha miteny, fiahotrahorana mova tsy ny vahobahotra mihitsy ny vava…tohiny
Ambatry: a.: Teny azo heverina ho fanafohezana ny hoe amberivatry, izay nentina hilazana fahiny ny fitsinjarazaran'ny…tohiny
Ambavahoana: p.mt.: Efa aka- iky ho faty. ΒΆ M.h.: andohariana, ambivitra.
tohiny