Litera a
Ambalaniva: (Ski) a.: Karazankira fanaon'ny Sakalava avaratra.
tohiny
Ambalavelona: a.: Aretina mitovitovy amin'ny kasoa, avy amin'ny ody mahery ataon' olon-dratsy mpisompatra ary mety…tohiny
Ambamboana: a.: Zavamaniry mampanolatra fery ny hodiny sy ny raviny (Panax multibracteatum).
tohiny
Ambana: a.: Fihetsehana mody mamely na manao zavatra, nefa tsy mahakasika na tsy manao akory, fodiana marnely…tohiny
Ambanana: (ambana), mt. ih. (ambano): Anaovana fihetsehana mody mamely: Nambanako ny tehina ilay alika dia nandositra.…tohiny
Ambaniandro: na Ambanimasoandro a.: Teny nilazana ny vahoakan'ny mpanjaka teto Imerina fahizay, afa-tsY ny andriana…tohiny
Ambanilanitra: a.: Teny na anarana nilazana fahizay ny mponina rehetra tsy an-kanavaka eran'ny fanjakana (hita araka…tohiny
Ambanimandry: a.: Ny ila izay atao ambany rehefa mandry. ¶ M.h.: tehezana.
tohiny
Ambanimasoandro: (Jar. Ambaniandro.
tohiny
Ambanina: (ambany), mt. ih. (ambanio): Ivaivaina, heverina ho tsinontsinona: Tsy misy olona azo ambanina na iza…tohiny
Ambaniravinkazo: a.: Faritry ny tany hatreo amin'ny ala ka hatrany amin'ny morondranomasina.
tohiny
Ambanivohitra: a.: Enti-milaza ny faritra ivelan'ny tanàn-dehibe. - t.i.f.: tambanivohitra.
tohiny
Ambanivolo: a.: Ny ambanivohitra ho an'ny tany amorontsiraka.
tohiny
Ambany: p.t.: Iva toerana: Ambany kokoa ny tany amoron-tsiraka noho ny ampovoan-tany, ~ h.o.: Tsy mihaja, mahamenatra,…tohiny
Ambara: mt.ih.ft.: Lazaina, aseho amin'ny teny, aposaka amin'ny fitenenena: Izao no ambarako aminareo. / Tsy…tohiny
Ambarabahy: a.: Karazan'akondro vaventy.
tohiny
Ambaraboaka: (Tsm.) a.: A-kondro lehibe telo rirana.
tohiny
Ambaradeda: a.: Zavamaniry lava ravina, misy vodiny tahatahaka ny longoza, fanao ody maso rehefa avy voatoto na…tohiny