Litera a
Alozina: (alo), mt. ih. (alozy): Entin-teny: Tsy alozin-teny amin'ny lehibe aho fa afaka miresaka mivantana.…tohiny
Alozoka: (loxoka), mt. fit. (alozohy): Enti-milaza ny hazo anaovana lozoka: Haxo bortbory sady mafy tsara haloxoka…tohiny
Alzerianina: (fr. algérien) a.: Ny firenena monfna any amin' ny tanin'i Alzeria (Afrika avaratra eo anelanelan'i…tohiny
Am-pandronjinana: p. mt.: Eo amin'ny toerana an-kilahila ifanosehana.
tohiny
Am-parakatsakatsaka: p. mt.: Any lavitra dia lavitra tsy hi-ta any.
tohiny
Am-perinasa: (am-perin'ny a-sa): Eo am-panaovana, eo ampanatanterahana ny asa (izany hoe amin'ny fotoana mbola ahitana…tohiny
Am-pianahana: p. mt.: Miarabe amim-pianakaviana: Tsy ao angaha Rabe ato avaratra, tompoko? —Lasa omaly ampianahana…tohiny
Am-pitotoam-bary: p. mt.: Mari-p otoana folakandro ilay mby amin'ny toerana fitotoam-bary iny ny taratry ny masoandro…tohiny
Am-po: (antokon-teny roa an sy fo tonga karazana fototeny). - t.i.f.: ampoizina, manampo, fanampo, mpanampo…tohiny
Am-pofoana: f.-p.: Eo ambony fe sy ranjo miforitra: Eo ampofoana no efa manomboka ny fanabeazana ny ankizy.
tohiny
Amalomalandy: na Amalompotaka a.: Karazan'amalona fotsy na mavomavo ny kibony ka izany no nahatonga ny anarany hoe…tohiny
Amalombandana: na Driatra (Ski) a.: Karazan'amalona lehibe mety mahatratra 1,5 m. ny halavany ary ohatra ny fe ny habeny.…tohiny
Amalompotaka: a.: Jer. Amalomalandy.
tohiny
Amalona: a.: Karazana hazandrano lavalava vatana malamalama, izay tsara hena fatratra. Ny amalona dia mety hahatratra…tohiny