Litera a
Aloa: (loa), mt. at. (aloavy): Zavatra efa nohanina avoaka andn'ny vava indray: Naloan'ny marary ny sakafo…tohiny
Aloalo: a.: Tsanganan-kazo fisaka voasokitra atao haingom-pasana any amin'ny foko Mahafaly ( ny ahitana azy…tohiny
Aloalo: a.: Teny fampiasa indrindra amin'ny asan'ny fanenomana: aloalom-poly: ireo fatotra anasarahana ny ira…tohiny
Aloalon-tany aman-danitra: Teny nilazan'ny Ntaolo ny razana izay noheveriny ho mpanelanelana amin'Andriamanitra sy ny olombelona,…tohiny
Aloatra: (loatra), mt. at. (aloary): Avoaka avy anaty zavatra: Vary fotsy mifatsifatsy no naloatran'i neny avy…tohiny
Alobe: a.: Ilazana ireo vary masaka alohan'ny namany rafla bebe izy ireo; raha vitsy kosa, atao hoe alokely.…tohiny
Aloesy: a.: Tsiranorano mangeroka avy amin'ny vahona ka anaovana fanafody famalanana na fandokoan-damba.
tohiny
Alofana: (aloka), mt. ih. (alofy): Omena fiarovana amin' ny hainandro: Alofana ny zanakazo mba tsy ho fatin'…tohiny
Alofo: (lofa)), mt. at. (alofosy): Ilazana ny omby natao loto na novonoina raha nisy maty taloha: Omby valo…tohiny
Aloha: : Mpamaritra matoanteny na teny mpampiankina enti-milaza fahatongavana na fanaovan-javatra voalohany…tohiny