Litera a
Alarobia: a.: Andro fahefatra amin'ny herinandro; araka ny finoan'ny Ntaolo, dia tononandro ratsy ny alarobia…tohiny
Alasitra: (lasitra), mt. fit. (alasiro): Entina mandasitra, izany hoe manongo mafy maharary: Hoho maranitra no…tohiny
Alatrano: p. mt.: Eny ivelan'ny trano, ka ny tokotany manodidina ny trano indrindra no antsoina amin'izany: Asaiuo…tohiny
Alatsaka: (latsaka), mt. at, (alatsaho): Ampidinina ao anaty lavaka, ampidinina avy ambony: Nalatsaka ny vatofantsika…tohiny
Alatsinainy: a.: Andro faharoa amin'ny herinandro; araks ny fanandroan'ny Ntaolo, ny alatsinainy dia andro mafy,…tohiny
Alavorary: (lauorary), mt. at. alauorario): Atao tonga lavorary, tsy misy tsininy, tomombana: Alavorario ny toetranao.…tohiny
Alaza: (laza), mt. at. ( alazao): Enti-milaza ny zavatra lazaina: Mono avy no nalazany? ? Torina, ampangaina:…tohiny
Alefa: (lefa), mt. at. (alefaso): Asaina, avala mandeha: Nalefany tany Amerika ny zonany. ~ Atoraka, atsipy:…tohiny
Alefitra: (lefitra), mt. at. (alefero): Aforitra, atao milefitra: Alefitry ny riuotra ny volotara fa tsy tapaka.…tohiny
Alefona: (lefona), mt. fit, (alefony): Ilazana ny zavatra entina manatrobaka, entina mandefona: It? uy maranidoha…tohiny