Litera a
Alaina: (ala), mt. ih. (alao): Nalaina, entina: Nalain-dRakoto ny lambanao. ~ Angatahina: Halainy ho vady hono…tohiny
Alàka: (laka), mt. at. (alakao) na Lakaina (laka), mt. ih. (lakao): Samy enti-milaza ny vatom-panorona akisaka…tohiny
Alaka: Fototeny tsy hita afatsy amin'ireto fomba fiteny ireto: - F.-p.: Mialaka bontana: manao ditra, mikiry:…tohiny
Alakaforo: a.: Di-doha, fikiribibiana, fifikirana amin'ny hevitry ny tena. - t.i.f.: mialakaforo.
tohiny
Alakamisy: a.: Andro fahadimy amin'ny herinandro. Araka ny hevitry ny Ntaolo: tononandro tsara fa manantena hisy;…tohiny
Alakamisy: a: Zavamaniry azo atao ody tazo ny fakany, manampy ny kininina (Birasaia nigrescens).
tohiny
Alakamoina: na Lakamoina (a-50 lakamo, lakamo), mt. ih. (a-_ lakamoy, lakamoy): Darofana, atao vely kitay: Nalakamoiny…tohiny
Alakaosy: a.: Anaran'ny volana fahasivy amin'ny filaharan' ny volana malagasy marina, aorian'ny Alakarabo ary…tohiny
Alakarabo: a.: Anaran'ny vola-na fahavalo amin'ny filaharan'ny volana malagasy mari-na, aorian'ny Adimizana ary…tohiny
Alalaka: (lalaka), mt. fit. (alalaho): Entina manalalaka, manalehibe: Tapa-damba somizo alalaka ny tanan'akanjoko…tohiny
Alalana: a.: Fanelanelanana. ? Asa ataon'olona izay misolo tena mangata-javatra na fahasoavana ho an'olona iray…tohiny
Alalanina: (alalana), mt. ih. (alalano): Enti-milaza olona nan defasan a mpan elan elana: Nalalanin'ny lehiben'ny…tohiny