Litera a

A B D E F G H I J K L M N O P R S T V Z
Akoraraika: (koraraika), mt. at. (akoraraiho): Asaina mikoraraika, avala hikoraraika. tohiny
Akorataba: (korataba), mt. at. (akoratabao): Akorontana, atao mikorontana, misafotofoto. tohiny
Akoravato: a.: Vato maranitra na mitrikitriky eny an-dalana. tohiny
Akorefa: (korefa), mt. at. (akorefao): Arefarefa amin'ny tany: Aza akorefa amin'ny tany ny lambanao. tohiny
Akoretika: (koretika), mt. at. (akoreteho): Atao mikoretika tsy milamina, mitsiporetika; akorontana, asafotofoto:…tohiny
Akoriana: (koriana), mt. at. (akoriano): Ampandehanina misosa miadana, asosa tsy misy manakantsakana: Nakorianan'ny…tohiny
Akoriasa: a.: Tsy fahatapahankevitra, fisalasalana, fihambahambana. - t.i.f.: akoriasaina / manakoriasa / anakoriasana,…tohiny
Akoriasaina: (akoriasa), mt. ih. (akoriasao): Atao izay hisalasalana: Nakoriasainy teo aho dia tsy lasa. tohiny
Akorintsana: (korintsana), mt. at. (akorintsano): Ahetsiketsika mba hanenoan'ireo voan-javatra ao anatiny na ireo…tohiny
Akorirarira: (korira). mt. at. (akorirarirao): Ahemo-dava, angatahana andro lava. tohiny
Akorisa: (korisa), mt. at. (akorisao): Asosa, akisaka midi-na, akororosy: Mamizana ny mitaona ireo biriky ireo…tohiny
Akoro: (koro), mt. at. (akoroy) Asavoritaka, azera. tohiny
Akorobobo: (korobobo), mt. at. (akoroboboy): Asaina a-tao haingana, asaina atao maika: Nakorobobon'ny tompony it?…tohiny
Akorododo: (korododo), mt. at. (akorododoy): Atao izay handehanany haingana, roahina haingana: Akorododoy ireo…tohiny
Akorodorodo: (korodorodo), mt. at. (akorodorodoy): Asaina mandeha mingodongodona. tohiny
Akorofoka: (korofoka), mt. at. (akorofohy): Ahetsiketsika. tohiny
Akoromby: (koromby), mt. fit (akorombio): Entina miaro, manaloka: Tsilo akoromby ny anana mba tsy hohanin' ny…tohiny
Akorongo: (korongo), mt. at. (akorongoy): Asaina mifolaka toa hihaona: Azo akorongo ny tahon 'ny kamasina. tohiny
Akorontana: (korontana), mt. at. ( akorontano): Atao mikorontana, asafotofoto atao ambony ambany: Nakorontan'ny…tohiny
Akororoka: (kororoka), mt. at. (akororohy): Alana fako na bozaka amin'ny fandrarahana azy avy ambony ka entin'…tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0134