Litera a
Akolikoly: (kolikoly), mt. fit. (akolikoleo): Entina manolikoly, manambitamby, manangoly: Fampanantenana vola be…tohiny
Akombona: (kombona), mt. at. (akombbny): TsY vela-rifla: Akombony ny bokinareo. • Hidiana, tsy sokafana: Nakombony…tohiny
Akondro: a.: Hazo fihinamboa, boribory ny vatany, mitapelaka boribory lavalava ny raviny, ny voniny fotsy madinidinika…tohiny
Akopaka: (kopaka), mt. at. (akopahy, akopaho): Hetsiketsehina: Akopahy ny tsihy fa be vouoka. 1 Ahofahofa: A-kopaky…tohiny
Akopoka: (kopoka), mt. at. (akopohy): Ahetsiketsika, korofohina: Aza akopoka ny a-fo sao maty. ~ Hofokofohina:…tohiny
Akora: a.: Antsoantso mafy, mety ho mari-pifaliana entina mihoby na midera, na ho mari-panesoana entina mandatsa…tohiny
Akora: a.: Fonom-biby na fonon-javatra, fotsifotsy, mafy, mitovy toetra amin'ny sokay, izay miforona avy amin'…tohiny
Akoraina: (akora), mt. ih. (akoray): Esoina amin'ny akora: Tandremo fa izay latsa-bato an-tanana akoraina.
tohiny
Akoran-javatra: a.: Anarana o-mena ireo harena sy vokatry ny tany, toy ny metaly tsy voaempo, ny landihazo..,, tsy mbola…tohiny
Akorandendy: (korandendy), mt. at. (akorandendeo): A-safotofoto tsy misy fi-laminana: Nahoana re no nakorandendy…tohiny