Litera a
Akivy: (Ats), a.: Sazy famaizana olon-dratsy ataon'ny olona amin'ny fokontany iray ka ahatany na ahibony tsy…tohiny
Akizaka: (kizaka), mt. fit. (akizaho): Entina manome tsiny, anomezan-tsiny arahin-devilevy na trerona: Zavatra…tohiny
Ako: a.: Fiverenan'ny feo mahadona zavatra, toy ny rindrina na tamboho na tendrombohitra. • h.o.: Fiverenana…tohiny
Akobaka: (kobaka), mt. fit. (akobahy): Entina manakobaka, manetsiketsika ny rano: Haxo lavalava no nakobany ny…tohiny
Akobana: (kobana), mt. at. (akobano): Atao izay hihetsiketsehany, hivontosany: Nakobany tao anaty rano mafana…tohiny
Akobona: (kobona), mt. fit. (akobony): Entina handrakofana, hanafenana: Taratasy no nakobony ilay mangahazo nomeko…tohiny
Akodia: (kodia), mt. at. (akodiavo): Alefa hikodia, hikodingy; akodingy: Nakodian'ny anjely ilay vato teo amin'ny…tohiny
Akodingy: (kodingy), mt. at. (akodingio): Azera, adaboka dia avela hikodiadia: Nakodinginy tany an-tevana ilay…tohiny
Akofoka: (kofoka), mt. at. (akofohy): Hofokofohina, ahetsiketsika: Akofohy ny ana-na fa matetika misy bibin'anana.…tohiny
Akohaka: (kohaka), mt. at. (akohafy): Avoaka amin'ny kohaka: Be ny rehoka nakohaky ny marary.
tohiny
Akoho: a.: Karazam-borona mpitslndroka, somary boribory vatana bontolontolo va-va somary mamokotra, fohifohy…tohiny
Akohokely: a.: Zanak'akoho mbola kely. * Ohab.: Faly sahirana ohatra ny akohokely tsipaxampotsimbary: enti-milaza…tohiny
Akoholahy: a.: Ny lahy ami?' ny akoho. * F.-p.: Akoholahy maneno alina: olona mipentsompentsom-bava; ) adin'akoholahy…tohiny
Akohovavy: a.: Ny vavy amin' ny akoho. * F.-p.: Akohovavy maneno: vehivavy avo vava miseho ho mpitarika ao an-tokantrano.…tohiny