Litera a
Ahosina: (hosina), mt. fit. (ahoseno): Entina manafotetaka, atavona: Tsy manaiky a-ho fa nahosiny ny bokiko na…tohiny
Ahosotra: (hosotra), mt. at. (ahosory): Atao hosotra: Menaka manitra no nahosony ny volony ka nandraraka eran'ny…tohiny
Ahosy: (hosy), mt. fit. (ahoseo): Entina mihosy: Tsy nahita omby ahosy ny tanimbarinay aho. 1 mt. at.: Entimilaza…tohiny
Ahotra: ft.: Ato, ianona, anona, anina. t.i.f.: Ahorina, voahotra I miahotra, fiahotra, mpiahotra / iahorana,…tohiny
Ahozongozona: (hozongozona) mt. fit. (ahozongozony): Entina manozongozona, manofokofoka: Baramina no nahozongozony…tohiny
Ahy: ft.: Tahotra. - t.i.f.: ahina, voahy ) manahy, fanahy, mpanahy ) anahiana, fanahiana / miahy, fiahy,…tohiny
Ahy: mpisolo anarana misolo olona enti-milaza: ny olona miteny raha atao teny fameno: Raha van nahita ahy…tohiny
Aidina: (idina), mt. at. (aidino) Atao, alefa midina, entina ho amin'ny toerana iva na ambany kokoa: Aidino…tohiny
Aiditra: (iditra), mt, at. (aidiro) Atsofoka ao anatin'ny...:Naiditro ny fanalahidy fa tsy nety. ? Ampidirina,…tohiny
Aihina: na Ehina (aika), mt, ih. (aiho, eho): Atao mifatratra, rendrika: Noehina ny tany talohan'ny nananganan-trano.…tohiny
Aika: a.: Toetran'ny zavatra tsara tery, mifanety tsara. ~ Fiantsoana olona maro ho vory; antso: Nanao aika…tohiny