Litera a
Ahina: (ahy), mt. ih. (ahio): A-tahorana: Ahiko ho nangalatra iny zazalahy iny fa kaodikaody. ~ Karakaraina,…tohiny
Ahinakinaka: (hinakinaka), mt. fit. (ahinakinaho): Entina maninakinaka, mikapoka mafy: Vatan-kazo lehibe no nahinakinany…tohiny
Ahindrahindra: (hindrahindra), mt. at. (ahindrahindrao): A-ingaingaina amin'ny sandry mba hampisehoana azy.
tohiny
Ahinjihinjy: (hinjihinjy), mt.at. (ahinjihinjio): Ahinjitra ela na maharitra, henjanina.
tohiny
Ahintsana: (hintsana), mt. at. (ahintsano): Araraka na alatsaka amin'ny alalan'ny fanozongozonana: Nahintsan'ny…tohiny
Ahipalana: a.: Ahitra mandadina tahaka ny fandrotrarana ary malemy fohifohy ravina, fanome ny omby afahy. — Hoy…tohiny
Ahipisaka: a.: Ahitra mandadina tahaka ny fandrotrarana. Ahipoka (hipoka), mt. at,(ahipohy): Afatratra: Nahipoka…tohiny
Ahiratra: (hiratra), mt. at.(ahirato): Sokafana (maso): Ahirato ny masonao. * Ohab.: Mason-tsokina ka ny kely…tohiny
Ahirika: (hirika), mt. fit.(ahirifo): Entina mangirika, mandoaka: Aiza izay lamisy hahirika it? hazo it??
tohiny
Ahirina: (hirina), mt. at. (ahirino): Ilazana ny olona efa ho faty izay akimpy ny masony: Nahirin-janany Rakoto…tohiny
Ahisatra: (hisatra), mt. at.(ahisaro): Akisaka na akorisa miadana: Ahisatry ry zalahy ny raharaha, ka mimenomenona…tohiny
Ahitikitika: (hitikitika), mt. fit. (ahitikitiho): Entina manitikitika, manakibokibo.
tohiny
Ahitra: a.: Bozaka maniry: Maniry ahitra ny tokotany fa diouy tsara. - E-p,: Ahi-maitso: ahitra maitso milenodenoka…tohiny
Ahitra: a.: Hoditra ifonosan'ny zaza ao an-kibon-dreniny, izay atao hoe koa tauony na zandrin-jaza. (Araka ny…tohiny
Ahitrakanga: a.: Karazan'ahitra Ahitrakoho a.: Ahitra fanaon'ny mpanao raokandro fanafody.
tohiny
Ahitrakoholahy: a.: Karazan'ahitra.
tohiny
Ahitrakohovavy: a.: Karazan'ahitra.
tohiny