Litera a
Ahazangazana: (hazangazana), mt. cit. (ahazangazano): Ale-fa, tendrena hitsikilo; asaina mits;kilo.
tohiny
Ahazona: (hazona), mt, fit. (ahazony): Entina mihazona, mitana: Itv faraingo it? ahazona ny vilany.
tohiny
Ahebintrebina: (hebintrebina), mt. at. (ahebintrebeno): A-pararetra, ahetsiketsika, atarataratra.
tohiny
Aheby: Ahebiheby (heby, hebiheby), mt. at. (ahebeo): A-sakana mba hampijanona eny am-pandehanana, asakana mba…tohiny
Ahefahefa: (hefahefa), mt. at. (ahefahefao): Ahetsiketsika eny amin'ny rivotra, ahofahofa, atao mihefahefa,
tohiny
Ahefakefaka: (hefakefaka), mt. at. (ahefakefaho): Atao miendaka amin'ny ilany iray.
tohiny
Ahefikefehina: (hefikefehina), mt. at. (ahefikefeho): Ahetsiketsika, ahovitrovitra.
tohiny
Ahehy: (hehy), mt. fit. (ahehezo): Entina mihehy, mikaoka ny tany amin'ny hohontongotra: Ny tongony no ahehin'ny…tohiny
Ahelohelo: (helohelo), mt, fit. (aheloheloy): Entina miserantserana sy manakontakona eo ambony loha.
tohiny
Aheloka: (heloka), mt. fit. (ahelohy): Entina manameloka: Aoka tsy haheloka anay ny tsy fahalalanay!
tohiny
Ahembahemba: (hembahemba) mt. at. (ahembahembao): A-hofahofa.
tohiny
Ahenahena: (henahena), mt. at. (ahenahenao): Lavina; tanana, tazonina amin-kiry: Ahenahenan-dreniny ao an-trano…tohiny
Ahendratra: (hendratra), mt.at. (ahendrato): Asaina miantsambotra: Ahendratry ny aretina izy io taitaitra matetika…tohiny
Ahenjihenjy: (henjihenjy), mt. at. (ahenjihenjeo): Asaina mihenjy, mikarenjy ets? sy er?.
tohiny