Litera a

A B D E F G H I J K L M N O P R S T V Z
Ahaona: (haona), mt. at. (ahaony): Atao izay hifanenany, asaina mifanatrika: Nahaona ny an-kilany sy ny an-daniny…tohiny
Ahaotra: (haotra), mt. fit. (ahaory): Entina mihaotra, na mikiky amin'ny hoho ny faritra mangidihidy amin'ny…tohiny
Aharatra: (haratra), mt. fit. (aharato) : Entina manaratra: It? hareza it? aharatra ny volombavanao fa maranitra…tohiny
Aharatsaka: (haratsaka), 'nt. fit. (aharatsaho) : Entina manaratsaka, mamarana, manatsaka. tohiny
Aharihary: (harihary), mt. at. (aharihario): Aseho tsara manontolo fa tsy misy miafina: Naharihariny ny marina…tohiny
Aharo: (haro), mt. at. (aharoy) Afangaro, atao mikambana: Naharony tamin'ny gisanay ny gisany ka nanahirana…tohiny
Aharoka: (haroka), mt. fit. (aharofy): Entina mikaroka, mitady. tohiny
Aharona: (harona), mt. fit. (aharony): Entina mangarona, manatsoboka tanana ao anaty zavatra. tohiny
Ahasina: (hasina) mt. at. (ahasino): Omena hasina, ankatoavina ho masina: Nahasin'ny ambanilanitra tamin'ny uolatsivaky…tohiny
Ahasina: (hasina), mt. at. (ahasino): Aolana. ~ Akivilivily, rotsirotsina: Ahasino io zozo io fa voky loatra.…tohiny
ahasiny: Jereo [hasina], [manasina], [ahasina]tohiny
Ahasohaso: (hasohaso), mt. fit. (ahasohasoy): Entina manasohaso, mandokadoka: Teny mirehidrehitra no nahasohason'ilay…tohiny
Ahataka: (hataka), mt. at. (ahataho): Atao mifanalavitra tsy ampifanakekezina: Tokony hahataka kely ny tongotr'it?…tohiny
Ahàtra: (hatra), mt. at. (aharo) Atao mipaka amin'ny..., atao mianjera, miantefa amin'ny: Tsy azonao ahatra…tohiny
Ahatsaka: (hatsaka), mt. fit. (ahatsaho): Entina manatsaka, izany hoe: a) mamarana, mikiky zavatra; b) mihady…tohiny
Ahatsika: (hatsika), mt. fit. (ahatsiho): Entina manatsika na miantso. ~ Ilazana koa ny basy vaikaina. tohiny
Ahavingavina: (hauingauina), mt, at. (ahavingauino): Atao kitoatoa, atao mosalahy. tohiny
Ahavitravitra: (hauitrauitra), mt. at, (ahauitraviro): Atao kitoatoa, atao mosalahy. tohiny
Ahay: p. mt.: Fara faharatsiny: Raha tsy hamahana io mahantra io ianao, omeo vola kely ahay izy hamidiny mofo.…tohiny
Ahazakazaka: (hazakazaka), mt. fit. (ahazakazaho): Entina mihazakazaka, ampiasaina amin'ny hazakazaka. tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0157