Litera a

A B D E F G H I J K L M N O P R S T V Z
Abaka: (baka), mt. at, (abakao) Atao mibaka, mihataka toy ny rantsan'ny tarehintsoratra V: Abakao ity hazo…tohiny
Abalabala: (balabala), mt. fit. (abalabalao): Ampiasaina ha-tao bala. tohiny
Abaliaka: (baliaka), mt. at. (abaliaho): Atao mibaliaka, misokatra be, mibalela-bozona (akanjo). tohiny
Abanabana: (banabana), ntit, at. (abanabanao): Atao mibanabana, mivoha na misokatra tanteraka: Abanabanao ny uaravarambe…tohiny
Abanàka: (banaka), mt. at. (abanaho): Atao mivoha tsara: Abanaho ny uauahady hidiran'ny fiara. tohiny
Abandrina: (bandrina), mt, fit. (abandrino): Entina mibandrina, mijery amin'ny maso tezitra toa mandrahona. tohiny
Abanjina: (banjina), mt, at. (aban)ino): Afantoka amin'ny: Nabanjiny ny sarin-dreniny ny masony dia natory izy.…tohiny
Abara: (bora), mt, fit. (abarao) Ampiasaina hatao tsivalana: Nisy uatan-kazo lehibe nabarany ny uauahady. tohiny
Abaradaka: (baradaka), mt. at. (abaradaho): Asaina na avala hibaradaka; tapatapahina eo am-pitenenana. tohiny
Abaraingo: (baraingo), mt. at. (abaraingoy): Atao mibaraingo, vokoka; aolana. tohiny
Abarareoka: (barareoka), mt. at. (abarareohy): Avala hibarareoka, asaina mibarareoka. tohiny
Abarera: (barera), mt. at. (abarerao): Avala hibarera, hitaritarika; arefarefa: Mafana ny andro ka abareran'ny…tohiny
Abaribary: (baribary), mt. at. (abaribario): Sokafana tsara. 1 Aseho miharihary tsy misy miafina: Nabaribarin'ny…tohiny
Abata: (bata), mt. fit. (abatao): Entina mibata: Tanana roa abata io entana io fa tsy zakanao tanna anila io.…tohiny
Abehambehana: (behambehana), mt. at. (ambehambehano): Atao mibehambehana, avelatra (tanna) na asabàka (tongotra) mba…tohiny
Abetroka: (betroka), mt. at. (abetrohy): Atao mibetroka; avontirika feno fandrahonana: Aza abetroka tahaka izao…tohiny
Abiba: a.: Zavamainry fanao ody kitro, atao petakilasy ny tsirim-boany ary ny nofomboany fanao ody manirano.…tohiny
Abidy: a.: Fitambaran'ny tarehintsoratra misy amin'ny fitenim-pirenena iray: Misy tarehintsoratra iraika amby…tohiny
Abilimborona: a.:Anaran-kafa ilazana ny toloho. tohiny
Abily: a.: Olon-dratsy, jiolahin'olona, karin'olona. t.i.f.: miabily, fiabily, mpiabily / iabiliana, fiabiliana…tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0533