Litera a
Ahalasanana: (lasa), mt. mpam. toe-j.: Andehanana: Lazao ahy ny andro hahalasananao. ? Ahafatesana: Roa taon izay…tohiny
Ahalohalo: (halohalo), mt. at, (ahalohaloy): Ahantona. ? Atao anevanevany, tsy an'ny atsy tsy an'ny aroa.
tohiny
Ahalotra: (halotra), mt. fit. (ahalory): (tanana) Entina mihalotra, maka trondro na orana ao anaty lavany.
tohiny
Ahambahamba: (hambahamba) mt. at. (ahambahambao): A-hantona, avela hisalasala.
tohiny
Ahana: Ahanahana ft.: Fijanonana, fiatoana. - t.i.f.: tafahana / manahana, fanahana, mpanahana / anahanana,…tohiny
Ahana: (hana) mt. at..(ahano): (vola) Apetraka hisy zanany: Vola ahana ve it? nomenao ahy it? sa samborina…tohiny
Ahana: (hena), mt. at. (ahenao) Hakelezina: Ahenao it? variko it? fa be loatra. ? H.o.: Nahenany ny karamako…tohiny
Ahanankanana: (hannhanana),mt. at. (ahanankano): Atsinkafona ao anaty...; empoina.
tohiny
Ahandrina: (handrina), mt. fit. (ahandrino): Entina manandrina na mijery olona manatrika tsara: Maso menan'ny hatezerana…tohiny
Ahandrohandro: (handrohandro), mt. at. (ahandrohandroy): Atao izay hampahadiva hilatsaka azy (orana, ranomaso).
tohiny
Ahandroina: :ler. Handroina.
tohiny
Ahandrona: (handrona), mt. at. (ahandroy): (rano) Tsy avoaka fa avela hitoby amin'ny toerana iray: Aza ahandrona…tohiny
Ahandrotra: (handrotra), mt. at. (ahandroty): Atao fatotra mora mivaha. ~ Fiten.: Ny fanambadiana tsy nafehy fa…tohiny
Ahanjahanja: (hanjahanja), mt. at. (ahanjahanjao): Alana lamba na akanjo ka hita vatana amin'izao, aboridana.
tohiny
Ahanta: (hanta), mt. fit. (ahan-tao): Enti-milaza ny olona entina hangatahan-javatra na ny zavatra entina hampihantan-jaza:…tohiny
Ahantona: (hantona), mt. at. (ahantony): Apetaka amin' ny zavatra ambony toerana, dia avala hihevaheva, hikiraviravy;…tohiny