Litera a
Agorobaka: (gorobaka), mt. fit. (agorobaho): Entina mandoaka: Anja-by lehibe no nagorobany ny rindrina.
tohiny
Agorodana: (gorodana), mt. at. (agorodano): Araraka na sotroina atao rodobe: Nagorodany indray mandeha ny diuay…tohiny
Agororoana: (gororoana), mt. at. (agororoany): Aidina ao anaty fitoeran-drano ka toa mitera-peo manao hoe: "gorogoro"...…tohiny
Agronomia: (fr. agronomie) a.: Fahalalana ny fomba sY ny fitsipika ary ny lalàna samihafa mametraka ny fambolena…tohiny
Ahadrahadra: (hadrahadra), mt at. (ahadrahadrao): Ahetsika amim-piavonavonana.
tohiny
Ahafatra: (hafatra), mt. at. (ahafaro): Enti-milaza ny zavatra anafarana, ny hafatra: 1-zao no hahafatrao azy:…tohiny
Ahafy: (hafy), mt. at. (ahafio): Asaina mihafy, ampilalina: Aza ahafy eto amin'ny tany tsisy uilona eto ny…tohiny
Ahahaka: (hahaka), mt. at. (ahahafo): Aparitaka: Aza ahahaka ny uary. ? Aely atao fantatry ny olona hatraiza…tohiny
Ahahy: (hahy), rat. at. (ahahazo): Apetraka mivelatra amin'ny toerana azon'ny masoandro mba ho maina: Ahahazo…tohiny
Ahaingo: (haingo), mt. fit. (ahaingoy): Atao haingo, entina hanaingoana: Voninkazo sy zaua-maitso no nahaingo…tohiny
Ahaitraitra: (haitraitra), mt. at. (ahaitrairo): Mitovy amin'ny haitrairina, hasarotina.
tohiny