Litera a
Afolavat: (Htl) na Rombantsahona na Sangasanganandevolahy a: Zavamaniry kely mamoa menamena fanao tambavy mahay…tohiny
Afomanga: a.: Karazana tsipoapoaka be mitsoriaka miakatra rahefa ampirehetina ary mianjera misandrahaka mahafinaritra…tohiny
Afompotra: (fompotra), mt. at. (afompory): Lanina atao majifa tsy misy miangana: Nafompony ny loua nauelandrainy…tohiny
Afon-draingy: a.: Afo azo amin'ny hazo ampifampikasohina.
tohiny
Afonafona: a.: Fisafoahan-katezerana, haromotana. - t.i.f.: miafonafona, fiafonafona, mpiafonafona / iafonafonana,…tohiny
Afonanahary: a.: Afonangatra na afondolo betsaka izay hi-ta toa mirefarefa amin'ny tany.
tohiny
Afonangatra: na Afondolo a.: Afo voalaza ho avy amin'ny angatra na ny lolo. - F.-p.: Afondolo afonangatra: teny enti-milaza…tohiny
Afongo: (fongo), mt. at. (afon. goy): Asaina mijanona ao am-pandriana mirakotra tsara: Nafongon-dreniny tao…tohiny
Afongofongo: (fongofongo), mt. at. (afongofongoy): Asafoaka.
tohiny
Afonjafonja: (fonjafonja), mt. fit. (afonjafonjao): Entina mambata, mamonjafonja.
tohiny