Litera a
Azafo: (Tan.) na Tsinkafonkafona a.: Zavamaniry famonoana voalavo; totoina rehefa maina, dia afangaro amin'ny…tohiny
Azaoty: (fr. azote) a: Karazana gazy hita eo amin'ny zavaboary ka ilain'ny zavamananaina betsaka, na ny biby…tohiny
Azera: (ka mietry na miletsy, na mihetsaka eo an-toerana eo no fianjerany): Nakoan' ny ranonorana ny tambohonay.…tohiny
Azera: (zera) mt, at. (azerao): Adaboka, alavo, apotraka: Nazera ilay trano efa nivaua fa natahorana sao handratra…tohiny
Azezika: (zezika) mt. at. (azezeho): Ampifanongoavina, avosa, avovona: Azezeho eto aloha ny entana rehetra. tohiny
Azionjiona: (zionjiona) mt. at. (azionjiony): Avily tsy handeha mahitsy, avembena.
tohiny
Azo: mt. Lasa tompon-javatra: Azoko ilay loka lehibe. 1 Tratra, voasambotra: Azon'ny saka ny uoalauo. ~ Voan'ny...:…tohiny