Litera a
Avazivazy: (vazivazy) mt. fit. (avazivazio): Entina mamazivazy, manao teny kivalavala, tsy manaja.
tohiny
Avelo: a.: Karazana fanahy ambanimbany, araka ny finoan' ny Ntaolo, izay tsy dia maharitra ela Ioatra aorian'ny…tohiny
Avendrivendry: (vendriuendry) mt. at. (auendrivendrèo): Lalaovina, vazivazina. 1 Arenireny, ariorio.
tohiny
Avenina: (avina) mt. ih. (aveno): Enti-milaza olona aleha ka anontaniana; vangiana: Naveniny aho momba ilay a-sa…tohiny
Averina: (verina) mt. at. (averèno): Ampanaovina dia mianotra: Avereno ny fiarakodia • Lazaina indray: Avare-no…tohiny
Avezika: (vezika) mt. at, (avezeho): Asaina mandeha etsy sy eroa ka miverimberina eo hatrany.
tohiny
Avezina: (vezina) mt. at. (avezèno): Aràna, averina amin' ny toerany teo aloha indray: Avezin'ny rivotra miankauia…tohiny