Litera a
Avala: (vela) mt. at, (avelao) na Ambela mt, at. (ambelào) (nefa it? farany it? dia indraindray ihany no ampiasaina):…tohiny
Avalampatra: (valampatra) mt. at. (avalamparo): (tongotra) Atsotra.
tohiny
Avalana: (valana) mt. at. (avalano): Avala handeha hanaraka ny rano: Taloha navalana rano ny fatin'ny olo-meloka…tohiny
Avalangidina: (valangidina) mt. at. (avalangidino): Azera, akodia amin'ny tany.
tohiny
Avalona: (valona) mt. at. (avalony): Aforitra atao milamina tsara (lamba, taratasy...): Avalony tsara ireto taratasy…tohiny
Avalongana: (valongana) mt. at.: Atao mivongana, atao antontany.
tohiny
Avaly: (valy) mt. at. (avalio): Teny entina mamaly: Tsy manan-kavaly ianao satria tratra ambody omby. ~ Asetry:…tohiny
Avana: na Antsibenandriamanitra a: Zava-miseho indraindray eny amin'ny habakabaka, rehefa misy orana, izay…tohiny
Avàna: (ava) mt. ih. (avao): Enti-milaza ny voly izay karakaraina ka ongotana ny ahidratsy maniry eo aminY:…tohiny
Avanavana: p. mt.: Tsy fampiasa raha tsy miaraka amin'ny teny hoe "tsy bita": Tsy hita auanavana, tafahoatra na…tohiny
Avanditra: (vanditra) mt, at. sady mt. fit. (avandiro): Atao mivohitra na mampivohitra; entina mamanditra.
tohiny
Avandravandra: (vandravandra) mt. at. (avandravandrào): Enti-milaza ny maso afantoka tsy mipy amin-katezerana.
tohiny