Litera a
Atsitajtaika: (tsitaitaika) mt. at. (atsitaitaiho): Atao mitsitaitaika, alatsaka tsy misesy fa mielanelana, atete:…tohiny
Atsitra: (tsitra) mt. at. (atsiro): Ampandrina mivalampatra: Natsitra teo ambony tsihy ny faty.
tohiny
Atsitsika: (tsitsika) mt. fit. (atsitsiho): Entina mitsitsika, mitanisa firariana na fanozonana.
tohiny
Atsivalana: (tsivalana) mt. at (atsivalàno): Atao mitsivalana, izany hoe: tsy atsangana manaraka ny lavany fa ampandrina…tohiny
Atsivetraka: (tsivetraka) mt. at. (atsivetràho): Velarina: Atsivetràho tsara eo ambany lavarangana it? tsihy it?…tohiny
Atsoboka: (tsoboka) mt, at. (atsobohy): Ampidirina ao anaty rano: Atsobok'Ibalita ao anaty sinibe ny tanany maloto.…tohiny
Atsofoka: (tsofoka) mt. at. (atsofdhy): Ampidirina: Atsofohy ao anatin'ny hidim-baravarana ny fanalahidy sao very.…tohiny
Atsofotra: (tsofotra) mt. at. (atsofdry): Asitrika, alentika: Atsofotra ao anaty rano mangatsiaka ny vy mahamay…tohiny
Atsolo: (tsolo) mt. fit, (atsoldy): (ny afo) Entina mandrehitra: Iny afo aminao iny atsolo ireto anenta-mololo…tohiny
Atsolotsolo: (tsolotsoio) mt. at. (atsolotsoloy): Atanina, atao akaikin'ny afo: Atsolotsoloy eo amin'ny afo iny akanjonao…tohiny
Atsolotsolotra: (tsolotsolotra) mt. at. (atsolotsolôry): Aroso kely dia ahemotra miverimberina.
tohiny
Atsontsona: (tsontsona) mt. fit, (atsontsdny): Entina manafosafo, manambitamby biby: Ny tanany malefadefaka iny…tohiny
Atsontsorika: (tsontsorika) mt. at. (atsontsoriho): Araviravy, aondrika ho ambany: A-za atsontsorika ny lohanao. tohiny
Atsopitsopy: (tsopitsopy) mt, at. (atsopitsopio): (hazavana) Atao malefaka, mitsilopilopy: Atsopitsopio kely ny jiro…tohiny