Litera a

A B D E F G H I J K L M N O P R S T V Z
Atsiaka: (tsiaka) mt, at. (atsiaho): Atao izay hanatriarana; riatina. tohiny
Atsidika: (tsidika) mt. at. (atsidiho): Aseho kely any ivelany: Aza atsidika eo ambaravarankelin'ny fiaran-dalamby…tohiny
Atsidradra: na Atsidradraka (tsidmdra, tsidradraka) mt. cit. (atsidradrao, atsidradraho): Asandrahaka, atsangana,…tohiny
Atsihika: (tsihika) rat. fit. (atsihifo): Entina manihika, ma-ka hazandrano amin'ny tandroho. tohiny
Atsika: (tsika) mt. at. (atsiho): Avala handeha na hiala tsikelikely ny rano. tohiny
Atsikala: na At4ikalana (tsikaia, tsikalana) mt, at. (atsikalào, atsikalàno): Atao tsikalana. tohiny
Atsikanina: (tsikanina) mt. at. (atsikàno): Atono, atsatsika. tohiny
Atsikaroka: (tsikaroka) mt, fit. (atsikaràhy): Entina mitsikaroka, mihohy ny tongotra aman-tanana mba ho afaka.…tohiny
Atsikebona: (tsikebona) mt at, (atsikebony): Ahetsiketsika (ny fotaka na ny loto ao anaty rano). tohiny
Atsikefakefaka: (tsike fakefaka) mt. at. (atsikefakefàho): A-hofahofa amin'ny laniny iray ihany. tohiny
Atsikera: (tsikera) mt. at. (atsikerao): Saratsarahina tsy avala hifatratra na hifitsaka: Atsikerao tsara ireo…tohiny
Atsikilo: (tsikilo) mt. fit. (atsikilôy): Entinamitsikilo. tohiny
Atsiky: (tsiky) mt. at. (atsikio): (nify) Aseho rehefa mihomehy: Ilay vanginy havia lava no natsikiny ka natahotra…tohiny
Atsilailay: (tsilailay) mt, at. (atsilailaizo): Asaina mivadibadika, mitsimbadimbadika. tohiny
Atsilany: (tsilany) mt; cit. (atsilaneso): Ampandrina ka ny lamosina no atao ambany, ny maso miandrandra ambony:…tohiny
Atsilasilasy: (tsilasiiasy) mt, at. (atsilasilasio): Atao am-Pitavozavozana, am-pitsiredaredàna, am-pilasilasiana.…tohiny
Atsilo: (tsiio) mt, fit. (atsilôvy): Entina mitsilo, manazava: Ilay jiro fanao am-paosy vaovao atsilo ny vahiny,…tohiny
Atsilo: (tsilo) mt. ft. (atsiloy): Entina mametaka, mampiraikitra toy ny amin'ny tsilo: Mividiana paingotra…tohiny
Atsimbadika: (tsimbadika) mt. at. (atsimbadiho): Avadika a-tao ambony ambany, ahohoka: Natsimbadiny ny laona dia…tohiny
Atsimbina: (tsimbina) mt. fit. (atsimbino): Entina mitsimbina: Nahavory vola arivd izahay hatsimbina ireo mahantra…tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0731