Litera a
Afendrotra: (fendrotra), mt. at. (afendroty): Aketrona.
tohiny
Afenina: (afina), mt. ih. (afeno): Atao tsy hitan'ny olona: Nafenin'ny namany ny satrok'Isambilo ka nitomany…tohiny
Afeno: (feno), rnt. fit. (afenoy): Entina mameno, ainenoana: Ny rano amin'it? jaogy it? afeno ny sinibe.
tohiny
Afero: a.: Paosy kely lavalava eo ambanin'ny aty kely foana (amin'ny ila havanana), izay iangonana rano maitsomaitso…tohiny
Aferontanivaventy: a.: Zavamaniry fanalana fofona ny fivalanandrano (Phellolophicum madagascariensis).
tohiny
Aferontany: a. Karazan-javamaniry ohatra ny ahitra, mangidy aoka izany ny tsirony, fanao ody kohaka (Mollugo nudicauiis).…tohiny
Afetrika: (fetrika), mt, fit. (afetreho): Amelezana (totohondry): Ny totohondriko hava-nana no nafetriko azy ha…tohiny
Afetsaka: (fetsaka), mt. at. (afetsaho): Azera, ahotsaka: Nafetsaky ny orana lahy ny rindrin'ilay tranon-dRabe!…tohiny
Afiafy: na Mantsimpofona a: Zavamaniry ratsy fofona azo ampiasaina ho ody tandomerina sy aretin-koditra mandrotsirotsy…tohiny
Afihitra: (fihitra), mt. fit. (afihiro): Entina mamihitra na mamikitra: Ny tananao hava-nana afihitra amin'ny…tohiny
Afina: a.: Fanaovana zavatra amin'ny toerana tsY hitan'ny olona, fitanana zavatra tsy ho fantatr'olona: Ataouy…tohiny
Afindra: (findra), mt. at. (afindrao): Ovana toerana: Nafindranareo any ambony rihana angaha ilay latabatra teto?…tohiny
Afingafinga: (fingafinga), mt. fit. (afingafingao): Entina manao amparapaingo, mamingana.
tohiny