Litera a
Atondro: (tondro) mt, fit. (atondroy): Enti-manondro: Axa ny fanondroadala no atondro zavatra rehefa manondro.…tohiny
Atongalika: (tongalika) mt. at. (atongaliha): Aforitra (ohatra ny lohalika).
tohiny
Atongilana: (tongilana) mt at. (atongilàno): Atao mirona fa tsy 'Marina marina tsara: Natongilany ny ',nana ka verY…tohiny
Atono: (tono) mt. at. (atonoy): Atao ao anaty lelafo na ao anaty lavenona ho masaka: Atonoy ireto ouy ireto…tohiny
Atonta: (tonta) mt, at. (atontay): Atao printy: Boky vao natonta ity. 1 Azera: Tandremo sao atontanao ireny…tohiny
Atontaly: (tontaly) mt, ut, (atontalio): Atao ny fitambarany: Atontalio ny lany rehetra tamin'ny fitsangantsanganana…tohiny
Atontohitra: (tontohitra) mt, at.: Atao mitohitohy hatrany.
tohiny
Atontona: (tontona) mt, at. (atontàny): Azera mba hitofoka: Aza atontona io kesika io fa misy zavatra mora vaky…tohiny
Atony: (tony) mt, at,(atoneo): Atao tonga tony, mantona, tsy misamboaravoara intsony: Atoneo ny fonao.
tohiny
Atopatopa: (topatopa) mt. at. (atopatopao): Ahetsiketsika mankatsy mankaroa, avembenan'ny rano: Natopatopan'ny…tohiny
Atopazo: jereo [topy] : jereo, todiho, alefa any ny fijery. Oh : atopazy manodidina ny masonao dia ho hitanao…tohiny
Atopy: (topy) mt. at. (atopazo): Atodika (maso): Atopazo miankandrefana ny masonao fa saha mahafinaritra no…tohiny