Litera a
Atitra: a.: Fanolorana na fitondrana zavatra any amin'olona. - t.i.f.: Aterana, aterina, voatitra / manatitra,…tohiny
Ato: p. mt.: Milaza toerana misy ny tena: Mafana ato antrano noho ny any ivelany. a f,-p,: Ato ho ato: Enti-manondro…tohiny
Ato: Tt.: Enti.-milaza fiatoana. - t.i.f,: Atoina, aato / miato, fiato, mpiato / iatoana, fiatoana / mahato…tohiny
Atoa: a.: Antsa na hira miaraka amin'ny lamako, fanindrahindrana sy fanasohasoana ny mpanjaka, na fanao amin'…tohiny
Atoavina: (atoa) mt. ih. (atoavy): Hiraina, deraina (filaza amin'ny mpanjaka na ny sampy deraina amin'ny fanasinana…tohiny
Atobaka: (tobaka) mt. at. (atobah y): Atsipy hibosasaka; ampidinina na arotsaka be dia be: Tandremo sao atobakao…tohiny
Atoby: (toby) mt, at. (atobio): Asaina milasy: Atobio eto ny miaramila, ~ Angonina, vorina: Natoby teo an-tokotany…tohiny
Atodiakanga: a.: Tendron'ny lohan'ny taolam-pe izay vorivory sy malama tsara, –(
tohiny
Atodika: (todika) mt. at. (atodiho): Entina milaza ny maso na ny loha ahodina mba hankany amin-javatra na olona…tohiny
Atodintarina: na Atodintaria a: Fivontosan'ny mosavinkena ao ambany helika na eo amin'ny taita na eo amin'ny tenda…tohiny
Atodintazo: a.: Fivontosan'ny ary, izay hita mibontsina eo amin'ny faritra an-kavia amin'ny kibo.
tohiny
Atodiorokoroka: a.: Teny ilazana ny zaza vao menavava, izay atao koa hoe voatavo tsy mifandraka.
tohiny