Litera a
Afaoka: (faoka), mt, fit. (afaohy): Entina mamaoka na manala loto amin'ny zavatra iray amin'ny alalan'ny lamba…tohiny
Afaraingo: (faraingo), (afarangoy), mt. at.:Atao mifaraingo. • mt. fit.: entina mandray, maka.
tohiny
Afararemotra: (fararemotra), mt. at. (afararemoty): Atao mifararemotra, miketronketrona, mifen-tsahona: Aza afaremotra…tohiny
Afaratsaka: (faratsaka), mt. at. (afaratsaho): Atsipy, atoraka.
tohiny
Afaritsoka: (faritsoka), mt. fit. (afaritsohy): Entina mikapoka (karavasy).
tohiny
Afatotra: (fatotra) mt. fit. (afatory): Entina mamatotra; afehy: It? tady it? afatotra io alika io. F? mt. cit.:…tohiny
Afatra: (fatra), rnt. at. (afaro): Jerena fatra, jerena habe: A-faro amin'ny sotro ny fanafody sotroinao.
tohiny
Afatrâfatra: a. Fitomaniana mi-haro kiakiaka ary miaraka amin'ny fihetsika miankapokapoka, tsipatsipaka. - t.i.f.:…tohiny
Afatratra: (fatratra), mt. at. (afatraro): Ampidirina an-kery, asisika, aletra: Afatraro ao anatin'io lasaka io…tohiny
Afefika: (fefika), rnt. at. (afefeho): Atao mifefika, miantsona: Nafefiky ny rivotra te-r? lauitra ny seranana…tohiny
Afehy: (fehy), mt. fit. (afehezo): Entina mamehy, marnatotra: It? tady it? afehy ny entanao fa mafy
tohiny
Afelika: (felika), mt, at. (afeleho): Atao miolaka, misafelika: Nafeliny tany an-damosina ny tanany nitana rotsakazo…tohiny
Afelipelika: (felipelika), mt. at. (afelipeleho): Atao miolikolika na mipelipelika tahaka ny rambon'alika.
tohiny