Litera a
Atakoditra: (takoditra) mt. at. (atakodiro): Andrahoina aman-kodiny: Atakoditra ny ovy sy ny vomanga matetika. tohiny
Atakotroka: (takotroka) mt. at. (atakotrohy): Atao mipoaka mafy,
tohiny
Atalaho: (talaho) mt, fit. (atalahoy): Entinamitalaho (toy ny tanana, ohatra izany, ny vava sy molotra...). tohiny
Atalantalana: (talantalana) mt. at. (atalantalano): Atao amin'ny talantalana, apetraka ambony talantalana.
tohiny
Atalapetraka: (talapetraka) mt. at. (atalapetraho): Asaina mitalapetraka, mipetraka ka ny tongotra mifanapaka sy mifanindry…tohiny
Atambatra: (tambatra) mt. at. (atambaro): Akambana, ampiraisina, aharo: Natambany tao am-pisoko iray daholo ny…tohiny
Atamberina: (tamberina) mt. at. (atombereno): Asaina mandeha dia miverina; asaina mandroso dia misangodina.
tohiny
Atamberivery: (tamberivery) mt, at. (atamberivereo): Asodisody, avala hirenireny.
tohiny
Atambesatra: (tambesatra) mt. at. (atambesàro): Ilazana ny tanana entina manindry mba hampahavesatra: Aza atambesatra…tohiny