Litera a
Asintaka: (sintaka) mt. at. (m sintaho): Sarahina amin'ny vadiny (vehivavy): Nahoana no nasintakao Rasoa?
tohiny
Asintona: (sintona) mt. fit. (a. sintony): Entina misintona, mitarika: Tady asintona ireo entana latsaka any anaty…tohiny
Asiontsiona: (siontsiona) mt, at. (asiontsiony): Asaina mivezivezy ats? sy ar'y.
tohiny
Asisa: (sisa) mt, at, (asisao): A-melana sisa, asiana sisa: Asisao ho an-jandrinao ny varinao, anaka, fa tsy…tohiny
Asisika: (sisika) mt. ot. (asisiho): Enti-milaza zavatra ampidirina andetra: Nasisiny tao am-paosy ilay akoho…tohiny
Asisy: (aisy) mt. fit, (asisio): Entina misisy na marsala nY mivohibohitra amin'ny hazo fisaka.
tohiny
Asitrika: (sitrika) mt. at, (asitriho): Alentika, atsoboka: Nasitriny tany anaty rano ilay alika, nefa tafapoitra…tohiny
Asobilabilaka: (sobilabilaka) mt, at.: Atao misobilabilaka na mivilivily mankatsy mankaroa.
tohiny
Asobilatra: (sobilatra) mt. at. (asobilaro): Atao didy misompirana: Nahoana no nasobilatrao toy izao it? didy hena…tohiny
Asodoka: (sodoka) mt. fit. (asodokay): Entina mamitaka amin'ny fisehoana ivelany: Ny hareny no nasodokany ilay…tohiny
Asointsoina: (sointsoina) mt at.: Atao tonga misointsoina, menamenatra sy mangaihay.
tohiny