Litera a
Asedra: (sedra) mt, fit. (asedrao): Entina misedra, mitsapa ny hadion'ny metaly iray, ohatra ny volamena.
tohiny
Aseho: (seho) mt. at. (asehoy): Atranga, aharihary, velarina mba ho hita: Asehoy ahy hoe iny sary iny. 1 Borahina,…tohiny
Aselaka: (selaka) mt. fit. (aselaho): Entina manendaka isan'elakelany, asilaka: Ity antsy maranitra ity aselaka…tohiny
Aselatra: (selatra) mt. at. (aselaro): Ampandalovina mise-sana: Aselaro eo ambony labozia ny tananao alohan'ny…tohiny
Aselontselona: (selontselona) mt. at. (aselontselony): Ampandalovina na apetraka eo anoloan'olona ka manelingelina…tohiny
Asembana: (sembana) mt, fit. (asembano): Asakana, izay mahatonga ho voasakantsampona: Ho Iasa ihany isika amin'ny…tohiny
Asendaotra: (sendaotra) mt. at.: Atao tonga tezitra, atao izay hahatezitra, omena fo.
tohiny
Asendrasendra: (sendrasendra) mt, fit. (asendrasendmo): Entina maminavina ara-keviny (enti-milaza akoholahy atao fitsapana):…tohiny