Litera a

A B D E F G H I J K L M N O P R S T V Z
Asangazona: (sangazona) mt, at. (asangazony): Asaina manasangazona, mihazona. tohiny
Asangerina: (sangerina) mt. at (asangereno): Alefa dia averina. tohiny
Asangodina: (sangodina) mt. at (asangodino): Ahodina: A-sangodina amin'ny ampela ny kofehy. tohiny
Asangongo: (sangongo) mt. at. (asangongoa): Avosa, angonina. tohiny
Asantatra: (santatra) mt. at. (asantaro): Enti-milaza izay a-tao santatra: Fiaraha-miala hetaheta no nasantatra…tohiny
Asaoka: (saoka) mt. at. (asaohy): Atao saoka, atao fanampy (tapa-damba anampy amin'ny didy akanjo): Soga voantondro…tohiny
Asara: (sara) mt, at (asarao): Enti-milaza ny vola na zavatra omena ho saran-javatra, ho hofany: Kely loatra…tohiny
Asara: (Ski.) a: Tonon-taona fahavaratra. tohiny
Asaraka: (saraka) mt. at. (asaraho): Atao misaraka. tohiny
Asaramanitra: a: Teny ilazana ny fandroana malagasy. tohiny
Asarandrana: (sarandrana) mt fit. (asarandrano): Atao sarandrana na salaka; asalaka. tohiny
Asarangotra: (sarangotra) mt, fit. (asarangoty): Ilazana izay enti-misarangotra, na mamikitra, misangazona: Ny tananao…tohiny
Asarebaka: (sarebaka) mt. at. (asarebaho): (lamba) Arefarefa amin'ny tany: Aza asarebaka ny lambanao. tohiny
Asareraka: (sareraka) mt. at. (asareraho): Atao migorerarera, miketraka, tsy afehy tsara. tohiny
Asarika: (sarika) mt. fit. (asariho): Ilazana ny tanana entina misarika zavatra. tohiny
Asariraka: (sariraka) mt. at (a sariraho): Asaritaka, asafotofoto. tohiny
Asaritaka: (saritaka) mt. at. (asaritaho): Akorontana atao misafotofoto. tohiny
Asarona: (sarona) mt. fit. (asarony): Ampiasaina hanaronana: It? sahafa ity asarona ny sinibe aloha tohiny
Asaroro: (saroro) mt. fit. (asaroroy): Entina misaroro, mamitaka amin'ny fiolakolahana manary andro. tohiny
Asarotro: mt. at. (asarotroy): Atao sarotro. tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0172