Litera a
Asalovana: (salouana) mt. at. (asalovano): Atao eo anoloana mba hanelingelina: Aza asalouana olona eo io akalana…tohiny
Asaly: Asalisaly (saly) mt. at. (asalio), (asalisalio): Atao eo ambony afo vetivetY mba ho azo hanina.
tohiny
Asambasamba: (sambasamba) mt. fit, (asambasambao): (teny) Entina misambasamba, mirary, mitso-drano raha manantatra…tohiny
Asamboady: (samboady) mt, at. (asamboadio): Atao samboady: Nasamboadiny an'ilay sarivongana ny sainam-pirenena.…tohiny
Asamboaravoara: (samboaravoara) mt. at. (asamboaravoarao): Atao misamboaravoara, ahetsika mahery hitambohmbolina, atroatra:…tohiny
Asamboritra: (samboritra) mt. at. (asamborito): Isikinana mafy, ahodidina ny valahana.
tohiny
Asampina: (sampina) mt. at. (asampino): Enti-milaza ny ila lamba asampy amin'ny soroka: Asampino ny lambanao fa…tohiny
Asampona: (sampona) mt. fit. (asampony): Entina manampontsampotsana, manakana: Zavatra tsy nampoizina no nasampon'ny…tohiny
Asampotina: (sampotina) mt at. (asampoteno): Asafotofoto, asaritaka, asangodina atambolina: Nasampotin'ny rano mitety…tohiny
AsanĂ ka: (sanaka) mt. at. (asanaho): (vava) Sokafana mitanatana: Nasanakany ny vavany ka nidiran'ny tantra. tohiny
Asanasana: (sanasana) mt at. (asanasanao): Atao misokatra be, atanatana: Asanasanao ny vauanao.
tohiny
Asanda: (sanda) mt, at (asandao): Atao sanda, enti-milaza izay omena ho fanampy raha mifanakalo zavatra tsy…tohiny
Asandrahaka: (sandrahaka) mt. at. (asandrahafo): Avela hirantsandrantsana, hisampantsampana. ~ Avela hivelatra fa…tohiny
Asandratra: (sandratra) mt. ut. (asandrato): Asondrotra, apetraka ho eo amin'ny toerana ambonimbony kokoa: Tokony…tohiny
Asangasanga: (sangasanga) mt. at. (asangasangao): (zavatra) Izay aseho avy lavitra ny lohany na ny tendrony: Asa…tohiny