Litera a
Asaika: (saika) mt. at. (asaiho): Enti-milaza ny fitaovana izay asoka ao anaty rano: Aza tovozina ny rano fa…tohiny
Asaiky: (saiky) mt. at. (asaikeo): Atao saikiny na solony ratsiratsy kokoa: Mpitandrina tovolahy kely no nasaiky…tohiny
Asaina: (asa) mt. ih. (asao): Angantahina ho tonga amin'ny fivoriana, sakafo, lanonana...: Nasain'idadabe nisakafo…tohiny
Asaina: (asa) mt. at. (asao): Ranitina, rangitina, atao tonga mifilofilo: Nasain'iza re ity antsy ity no nanjary…tohiny
Asaka: (saka) mt, fit. (asakao): (ny tanana) Entina misaka, maka hazandrano na orana ao anaty rano na ao anaty…tohiny
Asakafo: (sakofo) mt. at. (asakafoy): Atao sakafo: Omany izay hasakafo an'ireto vahiny ireto.
tohiny
Asakambina: (sakambina) mt. fit, (asakambino): (ny sandry) Entina manakambina na misakambina.
tohiny
Asakana: (sakana) mt. at. (asakano): Atao sakana, fefy: Vatan-kazo no nasakany ny fidirana tao anaty saha.
tohiny
Asakobona: (sakobona) mt. fit. (asakobony): Entina hanafenana anaty zavatra, asarona: Inona no hasakobona ity vilia…tohiny
Asalehotra: (salehotra) mt. at. (asalehory): Atao tonga sahisahy.
tohiny