Litera a
Arepirepy: (repirepy) mt. at. (arepirepeo): Avembena, arondrona. • Aapanapana: Arepirepin'ny fahoriana izy na mitotototo…tohiny
Arerarera: (rererera) mt, at. (arerarerao): Arefarefa, abarera: Voan'ny hala ilay vorona ka nampalahelo ny nijery…tohiny
Aretaka: (retaka) mt. at. (aretaho): Atao miretaka, miboretaka, tsy mahajoro: Naretaky ny taon sy ny orana ilay…tohiny
Aretidretika: (retidretika) mt. at. (aretidreteho): Asafotofoto.
tohiny
Aretina: a.: Zava-mahazo mampangirifiry ny vatana. - F.-p.: Aretim-bflany: Anarana somary hatsikana ilazana ny…tohiny
Aretse: (Ski)) a.: Mangahazo na ovimanga tsy niaraka nohadina tamin'ny namany fa avala ho amin'ny taona manaraka.…tohiny
Aretsidretsika: (retsidretsika) mt. at. (aretsidretaeho): A-tao mandre volivoly. ¶ M.h.: retsidretsehina.
tohiny
Arevaka: (revaka) mt. fit. (arevaho); Entina mandrevaka, mampihaingo: Inona no harevaka ny tranontsika, rankizy?…tohiny
Arezareza: (rezareza) mt, at. (arezarezao): Ampandehanina miadana dia miadana; ampijoroana, asaina mijoro.
tohiny
Arezatra: (rezatra) mt. at. (arezato): Avoaka amin'ny rezatra. • h.o.: (teny) Avoaka, aalefa, atao noho ny hatezerana.…tohiny
Ariana: (ary) mt, ih (ario), mpan (mpanary): Tsy tiana ka avela, atsipy na tsy heverina intsony: Hariako io…tohiny