Dikan'ny teny : zomà

Hampiditra dikany hafa
1. Zoma a.: Zohy, lava-bato. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
2. a.: Andro fahadimy amin'ny herinandro, manarakaraka ny Alakamisy ary mialoha ny Asabotsy. Teo amin' ny Ntaolo malagasy, dia andro mainty fandevenana toy ny Alatsinainy ny Zomà; natao fitenenana ny hoe: "Zomà manantena" ary koa ny hoe "Tsy mahandry andro Zomà" satria tsy momba ny soa, tsy momba ny ratsy. a F.-p.: Tsy mahandry andro zomà: enti-milaza ny olona maika loatra alohan'ny fotoana. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0203