Dikan'ny teny : zohy
Hampiditra dikany hafa
1.
a.: Fanarahana avy eo aoriana. ~ Fandehanana manjokozoko ohatra ny antidahy. 1 Famelana handeha aloha. 1 t.if.: Zohina, voazohy, zinohy 1 manjohy, fanjohy, mpanjohy 1 aniohiana, fanjohiana 1 mifanjohy / mahazohy 1 zohizohy.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
2.
a.: Lavaka na lozoka mandady fa tsy mitsatoka midina: Niery tany anaty zohy ireo mpandositra
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha