Dikan'ny teny : zinara

Hampiditra dikany hafa
(zara) mt. ih, misy taofoka in: Voazara, nozaraina ho toko maromaro ka omena amin'ireo ny olona izarana; tantanina: Tsy ampy ny voankazo nozinara Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0068