Dikan'ny teny : zandary
Hampiditra dikany hafa
(fr. gendarme) a.: Antokon'olona sady manao raharaha-miaramila no miandraikitra koa ny fandriampahalemana sy ny filaminana toy ny polisy.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha